Teny iditra |
fitoroka
(toroka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona [1.78]
|
| Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations [1.3]
|
|
Teny iditra |
fitoroka
(toroka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits [1.3]
|
| Chevron [1.13]
|
Voambolana |
|