Teny iditra | fitsaboana (tsabo) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Medical care and nursing [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Soins médicaux [1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |