Teny iditra (1/4) | 1 foko |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany 4 Ny fitambaran' ny olona iray fiaviana: Ny foko Antaimoro dia iaraha-mahalala fa taranaky ny Arabo [1.1] 5 vondrona iray razana, iray fomba amam-panao [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a tribe, a caste, a group [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 tribu [1.3.fr#181, 1.8, 1.13] 8 caste, groupe [1.3.fr#181, 1.8] 9 famille, secte, classe [1.3.fr#181] 10 Pour les hommes : la lignée humaine, ou gens au sens latin du terme 11 Pour les plantes : tubercule, rhizome ou partie souterraine subsistant après la destruction des parties aériennes et capable de régénérer la plante. [1.196] |
Ohatra |
12 Ny foko Antaisaka no ao atsimony. [2.508] 13 Ny foko tatsimo tamin' ny taon-jato. [2.113] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 21 foko |
Fototeny | 22 fo |
Sokajin-teny | 23 anarana fo sy mpisolo |
Fanazavàna teny anglisy |
24 my heart [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 mon coeur [3.1] |
Ohatra |
26 Mafy toy ny vato ny foko! [2.508] 27 Tsy nitepo intsony ny foko. [2.4] 28 Nafana ny foko tato anatiko; [2.996] |
Teny iditra (3/4) | 29 foko |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
31 (du malais pukuk : la souche) Plus spécialement le tubercule de Pycnoneurum junciforme Decne. (Apocynaceae). On le recherche souvent dans les prairies où il pousse spontanément ; il sert d'aliment en période de disette ou pour les enfants qui gardent les boeufs. Voir aussi fokotohatse. [1.196] |
Voambolana |
32 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 34 foko |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
36 D'après Descheemaeker, ce nom est également donné à Eriosema procumbens Benth. (Fabaceae) qui a une souche charnue lui permettant de résister dans les prairies soumises aus feux périodiques. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
37 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 39 foko, kofo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |