|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  frezy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fiasana mihodinkodina manana zoro na nify maranitra entina hikaohana vy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4  fraise [1.13]
Voambolana  5  Haitao
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  frezy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny anglisy  12  strawberry [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  fraise [3.1]
Ohatra  14  Eo ambony latabatra, ela tsy nisy na inona na inona fony mbola fisaka ny kitapom-bola, hisavovona ny sakafo nonofinofisina : nofon-kena, akoho, saosisy, frezy, voankazo tsy an' erany [1.369#]
Voambolana  15  Haizavamaniry: voankazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10