Teny iditra (1/4) | 1 godra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 Variété de riz à petit grain allongé mais non translucide, cultivé sutout aux environs de Tuléar. [Mahafaly]
[1.196] |
Voambolana |
4 Haizavamaniry |
Teny iditra (2/4) | 5 godra |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
7 for faika 8 syrup, confections, pure soup. [Provincial] [1.2] |
Teny iditra (3/4) | 9 gôdra |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 poti-javatra mitavana eny amin'ny vodi-tavoahangy misy betsabetsa (laron-toaka), fotaka malemy [Betsimisaraka]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 12 godra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 feebleness about the joints. [1.2] |
Voambolana |
16 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 19 godra, gôdra, godra, gôdra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |