Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Voir gogogogo, plus usité [1.3]
Sampanteny 
Anaran-toerana 

Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A kind of fish [1.2]
Anarana siantifika Arius madagascariensis
Voambolana 
Tovy hevitra vahona

Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Sakalava] A species of crocodile [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22