Teny iditra (1/2) | 1 gosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 tadio [Sihanaka]
[1.78] 4 Karazan-tadio ary tsy fahita raha tsy amin' ny ririnina any amin' ny morontsiraka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a whirlwind of sand. See tadio [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
6 Haitoetrandro |
Teny iditra (2/2) | 7 gosy |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 the tack of a sail. [Swa. goshi.] [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
10 Fifamoivoizan-tsambo |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |