|
|
|
|

Teny iditra1  hafinaretana
Fototeny  2  finaritra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Hafaliana: Akory ny hafinaretakonamaky ny taratasinareo, ry Dada sy Neny
5  Hasambarana, fahasambarana, fahatretrehana: Ao anatin' ny fifankatiavana ihany no misy ny hafinaretana [1.1]
Voambolana  6  Ontam-po

Fivaditsoratra  7  hafinaretana, ifanatrehana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20