Teny iditra (1/3) | 1 hamina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 égalité d’esprit, modération, bonne tenue [1.3#211] |
Teny iditra (2/3) | 5 hamina |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 12 hamina |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Lamba fotsy ary manify kely [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 toile mince et blanche [1.3#211] 16 toile blanche. [Tankarana] [1.19] |
Voambolana |
17 Toe-karena: zaitra |
Fivaditsoratra | 18 hamina, mahina, mahiña, mihana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |