|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hamo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fahalainana, fahatofohana [Taimoro] [1.78]
4  Fahasorisorenana kely: Nasiana fanalana hamohamo teny anelanelan' ny valandresaka
5  Fahatofotofohana noho ny sakafo na fisotro be loatra nohanina na nosotroina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  dégoût causé par la satiété, satiété à l'excès, dégoût en général, ivresse [1.3]
Sampanteny 
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  hamo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  (racine du mot mamo : ivre) Liane ichtyotoxique ; poison de pêche réputé très actif. Probablement un Derris (Fabaceae). On pense qu'il enivre le poisson parce que celui-ci, atteint dans ses centres nerveux, devient incapable de nager droit. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  13  hamo, maho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31