|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  harato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a net, net-work, a fishing net. [1.2]
5  a fishnet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille
7  appareil, bandage pour les membres fracturés [1.3]
8  filet de pêche [1.8]
Ohatra  9  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471]
Voambolana  10  Fitaovam-piasana
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  15  arato
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny harato io
Lahatsoratra  17  Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)18  harato
Fototeny  19  haratra
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana harasana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1]
Tsipelina hafa  22  haraso
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  24  ahotra, haotra, harato, hoatra, ohatra, taharo

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30