Teny iditra |
hitsivolana
|
Singan-teny | hitsy ; volana |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna [1.1]
|
| Didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ordonnances [1.13]
|
Ohatra |
1 | Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity.
[1.384]
|
2 | Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao.
[2.114]
|
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|