|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  inga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  an extra number, overplus. A word used in games: Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you) [1.2]
Voambolana  5  Kilalao

Teny iditra (2/2)6  inga
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  8  Tsy ingako (Tsy avelako) [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  9  gina, inga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31