|
|
|
|

Teny iditra1  ingisa
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  isa (voalohany amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280]
Voambolana  5  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/10