Teny iditra | 1 ingoa |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 roa (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, egò [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix [1.3#280] |
Voambolana |
5 Kilalao |
Fivaditsoratra | 6 igano, ingao, ingoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/09/10 |