|
|
|
|

Teny iditra1  io
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany: Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] that; plur. ireo
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] celui-là; plur. ireo
Sampanteny 
6  Mpisolo anarana :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02