Teny iditra irony (iroa)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy those far away yonder (in sight) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ce, celui-ci, celle-là; voilà [Abinal 1888]
 ceux-là, bien loin (visibles) [Hallanger 1974]
Teny mitovy hevitra iroa ~ iroakatra ~ iroana ~ irokatra ~ irokitra
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Toa irony vonin' avoko anaty vero. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 59]
2Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [Andraina: I Vola, takila 100]

2019/08/17