Teny iditra itikitra (ity)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy this quite close (in sight) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay celui-ci, tout près (visible) [Hallanger 1974]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17