Teny iditra | 1 izahay |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: 4 Malagasy izahay fa ianareo vazaha. 5 Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: 6 Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2] 8 we (excluding those addressed) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3] 10 nous (exclusif) [1.5, 1.8] |
Fanazavàna teny italianina |
11 noi [1.18] |
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny mpisolo rehetra 14 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |