Teny iditra izao (io)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy this [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay celui-ci [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra izao
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana anglisy now [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay maintenant [Hallanger 1974]

2019/08/17