Teny iditra izatsy (itsy)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy? [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay celui ou celle qui est là, ce qui [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy. [Razoharinoro: Soratra, takila 194]
2avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [Andriamalala: Taolambalo, takila 85]

2019/08/17