Teny iditra izy ireo
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: ~ Tsy manan-divay intsony izy ireo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy they [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ils, elles, les, eux [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 eux [Hallanger 1974]
Mpanahaka  izy
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/08/17