|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  japy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karavasin' ny mpiandry omby, izay ataony amin' ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny [1.1]

Teny iditra (2/3)4  japy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana [1.1]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :

Teny iditra (3/3)11  japy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  (Comparer à jabihy). Operculicarya decaryi H.Perrier(Anacardiaceae). Petit arbre à fruits comestibles. Fournit une gomme peu soluble dans l'eau. [Tandroy] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31