|
|
|
|

Teny iditra1  jentilisa
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny frantsay  4  Athéisme [1.68]
Ohatra  5  Vao novakiny tamin' ny feony madonda feno fitiavana fotsiny ireo andininy faha-25 sy faha-26, dia lasan-davitra ny eritreritra, fa hoy izy : "Fantatrareo fa ny andrianan 'ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny iehibeny manapaka azy fatratra. [2.356]
6  Matetika anefa, mahery ny rafitra fehezin' ny vola izay mamolavola ny saina mba ho 87 - "Fa amin'izany dia tsy misy jentilisa sy Jiosy, na voafora sy tsy voafora, na barbariana sy skytiana, na andevo sy tsy andevo, fa Kristy no zavatra rehetra sady amin'ny rehetra". [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31