Teny iditra (1/3) | 1 jorery |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bibikely maneno eny ambony hazo mba hitsentsefany ny ranonkazo (amin' ny fahavaratra ny jorerilahy maneno mafy sady lavareny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 The name of an insect, a species of cicada, that makes an exceedingly shrill sound [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Cigale [1.3, 2.415] 6 Cigale (plusieurs espèces dont Yanga grandidieri, Cicadidae) [1.5] 7 Cigale: Mikiririoka ny jorery, la cigale stridule [1.66] |
Voambolana |
8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny jorery io |
Teny iditra (2/3) | 10 jorery |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
12 qui crie fort [1.3] 13 Se disait des gens criant fort [2.415] |
Teny iditra (3/3) | 14 jorery |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 malahelo, manjoretra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 weak, feeble [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 morne et faible ou débile [1.3] 19 un peu fou, dérangé, zinzin [1.60] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |