|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kaboka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3  creux, enfoncé, vide, spongieux, poreux, se dit des fruits et des tubercules des légumes
4  flasque, débile, quelqu'un qui n'a pas d'idées [1.3]
5  même sens que kaBOaka#mg.aj [1.196]
Tsipelina hafa  6  kaboaka, kaboakaty, kabokaty

Teny iditra (2/3)7  kaboka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  jereo anGONgo [1.1]
Voambolana  10  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)11  kaboka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Karazan-kazo madinika antokon'ny "apocynacées", misy ditiny mandoro raha mahakasika ny hoditra, izay maimay sy miempaka mihitsy. Anaran-kafa ilazana ny kaboka eran'ny Nosy: folitra, akangarano, montaka, voakanga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  Nom générique des arbres et arbustes fournissant un latex ne renfermant pas de caoutchouc mais susceptible de servir de glu. Ce sont, suivant les dialectes :
15  Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et Rauvolfia obtusiflora DC. (Apocynaceae) ; [Tankarana]
16 
Voacanga thouarsii Roem.& Schult.et plus rarement Roupellina boivini (Baill.) Pichon (Apocynaceae) ; [Tsimihety] [1.196]
17  [Sakalava]
18  Voacanga thouarsii R. & Sch. mais aussi Pandaca arborescens (Pichon) Markgr. ined.; Pandaca anisophylla (Pichon) Markgr. et Muntafara sessiliflora (Baker) Pichon (Apocynaceae) [Betsimisaraka] [Bara]
Voambolana  19  Haizavamaniry: hazo
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  bakoka, bokaka, kaboka, Kobaka, kobaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31