|
|
|
|

Teny iditra1  kanonta
Fototeny  2  tonta
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tantanana makadiry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a sledgehammer; a pile-driver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  masse; bélier [1.8]
Ohatra  7  Isaky ny teny iray, dia toa kanonta iray nianjera tao am-poko. [2.643#]
Voambolana  8  Fitaovam-piasana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  kanonta, kantoña

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11