|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kaosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  (akory izato izy) Teny ifampiarahaban'ny hova amin'ny foko merina: Kaosy, tompoko [1.1]
Voambolana  4  Teny fanajana

Teny iditra (2/2)5  kaosy
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  Kanosa, saro-tahotra [1.1]

Fivaditsoratra  8  kaosy, saoky, soaky, sokay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31