|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  karija
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [Sakalava] [1.1]
Mpanahaka  4  Fahetse

Teny iditra (2/3)5  karija
Sokajin-teny  6  anarana
Lahatsoratra  7 

Teny iditra (3/3)8  Karija
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (olona)
Ohatra  10  Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia [2.508#]
Voambolana  11  Tantara: olona
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana

Fivaditsoratra  13  jarika, Karija, karija, jarika, Karija, karija

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25