|
|
|
|

Teny iditra1  kasia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba fivoizana ny botry raha rohizana amin' ny sisin' ny botry ny fivoy ka voizina miamboho izy. [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  6  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11