Teny iditra (1/3) | 1 kasy |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1] |
Ohatra |
4 ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara. [2.895#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 8 kasy |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 remède. § hàsina. [Tankarana]
[1.19] |
Voambolana |
11 Fahasalamana |
Teny iditra (3/3) | 12 kasy |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 rongony [Taisaka]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 15 kasy, saky |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/21 |