Teny iditra | katraoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo re avy amin' ny tongo-tsoavaly na ny kiraro mandeha amin' ny tany mafy na vato. [1.1] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |