Teny iditra | ketrika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo heno mikotrakotraka amin' ny fitanehana ny nahandro. Fahandroana sakafo [1.1] | |||||||||||||||
Fahandroana maharitra amin'ny afo antonony [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cuisson [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ketrika io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kekitra, ketraky, ketrika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |