|
|
|
|

Teny iditra1  kianakisa
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  4  Kilalao [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5  Songs sung by children [2.131]
Ohatra  6 
Aho re izao ny ho aia e?(Where will I go, then?)
Aho re izao ny ho an' ia e?(To whom will I return, then?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Adala ve, ra, rika?(Are you crazy, you?)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Rika taha tsa ho vadiny!(You will never be his wife!)
Ko so' hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
Ko hañitsy ny tahala-meloka!(And you will straighten the crooked fences!)
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31