|
|
|
|

Teny iditra1  kidiadiavorona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [1.1]
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31