Teny iditra |
kilalao
(lalao)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A toy, a plaything; play; theatricals [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jouet; jeux, divertissements [1.8]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
Sary |
|
|