Teny iditra (1/3) | 1 kilo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 éruption, bouton [1.13] |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Teny iditra (2/3) | 6 kilo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 Cité par Dubois, le Firaketana Malagasy, etc. Sens général : aliments qu'on mange la nuit, après le coucher du jour ; souvent aussi, aliments réservés aux vieillards, au maître de la maison [1.196] |
Voambolana |
9 Toe-karena: hanina |
Teny iditra (3/3) | 10 kilo |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 Nom d'un arbre indéterminé. Il donne des fruits aigrelets considérés comme ayant des propriétés pectorales. Les écorces fournissent une décoction qu'on utilise en badigeon et gargarismes contre les angines et laryngites. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |