Teny iditra | konainaina (nainaina) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cris, gémissements des chiens qu'on bat, pleurs des enfants Murmures, plaintes du peuple ou d'un subordonné mécontent [1.3] | ||||||||||||
Voambolana | Feo | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | konaina | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/06 |