|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  korè
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  noana [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  kore
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6  marary lava, farary [Sakalava] [1.78]
Voambolana  7  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)8  Kore
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  10  Korah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11  Qorah [2.996]
Ohatra  12  niteraka an'i Jehosy sy Ihelona ary kore tamin'i Esao izy. [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14  Toko sy andininy momba Kore
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana
Lahatsoratra  16  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Kore

Fivaditsoratra  17  kore, korè, roke, kore, korè, roke

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30