|
|
|
|

Teny iditra1  lalamby
Singan-teny  2  lalana, vy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a word used for a railway; lit. an iron road [1.2]
6  a railroad [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  chemin de fer [1.8]
8  chemin de fer, voie ferrée, rail [1.13]
Ohatra  9  Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [2.113]
10  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
11  Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka. [2.5#]
Voambolana  12  Fitaterana
Kamban-teny 
Sary 
14 

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13