Teny iditra | lalin-tsaina | |
Singan-teny | lalina ; saina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahataka-javatra amin' izay mbola hiseho sy izay vokany; manana toe-tsaina sy fahaizana mahataka-javatra sy misaina fatratra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Deep, profound, sagacious, shrewd, sensible. Lalin-kevitra is also used [1.2] | |
Tovy hevitra | lalin-kevitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |