|
|
|
|

Teny iditra1  lamboala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  lambo dia [Tambahoaka] [1.78]
4  lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [Tanala] [1.78]
Voambolana  5  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31