Teny iditra | laoka ritra | |
Singan-teny | laoka ; ritra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hena na hazandrano ritina, izany hoe andrahoina tsy misy rano [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Fivaditsoratra | laoka ritra, olik' aratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |