Teny iditra (1/3) | 1 levina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 levina |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [1.1] |
Teny iditra (3/3) | 12 levina |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [1.1] 15 fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 niveau, niveau d'eau [1.3] 17 niveau [1.13] |
Voambolana |
18 Fitaovam-piasana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/14 |