|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lila
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  azy [Tanosy] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny mpisolo rehetra
5  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (2/3)6  lila
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  hodimalemy amin'ny voam-bary akotry [Taisaka] [1.78]
9  ampombo [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  10  son [1.13]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (3/3)12  lila
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  koba [Tanosy] [1.78]
Voambolana  15  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31