|
|
|
|

Teny iditra1  lohatraoka
Singan-teny  2  loha, traoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka [1.1]
5  faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  larynx [1.13]
Voambolana  7  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18