|
|
|
|

Teny iditra1  main-tany
Singan-teny  2  may, tany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1]
5  fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  saison sèche [1.13]
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  main-tany, tamiñañy

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13