Teny iditra | mamadika (vadika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mettre à l'envers [1.3, 1.8] | ||||||||
Trahir [1.3, 1.8] | |||||||||
Tourner, chavirer Changer les morts de tombeau [1.3] | |||||||||
Tourner sur l'autre côté "retourner" les ossements des ancêtres [1.8] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | mamadika (vadika) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany [1.1] | ||||||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | ||||||||
Sary | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |