|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamindra
Fototeny  2  findra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
5  Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy
6  Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo
7  Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto
8  Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa
9  Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra
10  Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza
11  Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk. [1.2]
13  to move; to walk (esp. of a child) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants) [1.8]
Ohatra  15  Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina. [2.69#]
16  Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#]
Voambolana  17  Hetsika
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
21  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny mamindra io

Teny iditra (2/2)25  mamindrà
Fototeny  26  findra
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamindra
Fanazavàna teny malagasy  28  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  30  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  31  mamindra, mamindrà, mindrama, mamindra, mamindrà, mindrama

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13