Teny iditra | 1 mampitohy |
Fototeny | 2 tohy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 connecter, brancher [1.13] |
Ohatra |
5 Varatra no ilazana ny tselatra mampitohy ny tany sy ny rahona. [2.332#] 6 Amboanana, mba hatao teteza mampitohy an'Atsimonivato sy ny Zanakantitra aty ambony. [2.588#] |
Voambolana |
7 Fizìka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22 |